Mihevera (Jean Rigo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihevera, miheritrereta
Amin'izao fiainana izao
Fa miha sarotra isan'andro
Ka mba mahaiza mitsinjo ny ho avy.(x2)
Aza variagna, Aza sondriagna
Amin'izao fandalovana izao
K'aza mihevitra hoe fa tafita androany
Ka tsy ho rendrika indray rahampitso.(x2)
Ref:
Miheritrereta tsara
Miovaova hatrany hatrany ny hefwgw tany e!
Hafaliagna aminao niany sy ny amaray ranomaso.
Ka zegny ny antony tsy tokony hifagnambakan-tsika
Fa fandalovagna eto ôh!
Anao ndrey manandraha
Ndrey tsisy ny atao
Tsisy olo havita tegna.
Instrumental: .....................
Ooohoooh! Heiiaaah!
Ry Ray ô! eto imaso
Mba tantano 'zahay zanakao
Mba ugbomb tsy ho very làlana amin'ny maizina
Ka ho tafita amin'ny tanjona hiriny.
Oooh!
Ry Ray ô! eto imaso
Mba tantano 'zahay zanakao
Mba tsy ho very tononkira.serasera.org làlana amin'ny maizina
Ka ho tafita amin'ny tanjona hiriny.
Ref:
Miheritrereta tsara
Miovaova hatrany ezmcim hatrany ny tany e!
Hafaliagna aminao niany sy ny amaray ranomaso.
Ka zegny ny antony tsy tokony hifagnambakan-tsika
Fa fandalovagna eto ôh!
Anao ndrey manandraha
Ndrey tsisy ny atao
Tsisy olo havita tegna.(x2)
Anao ndrey manandraha
Ndrey tsisy ny atao
Tsisy olo havita tegna.(x2)
Anao ndrey manandraha
Ndrey tsisy ny atao
Tsisy olo..................

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jean RigoVangy : 8664
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 23/12/2018 14:29