You are here: home > Tononkira > Jean Louis Rajerson

Samitsara (Jean Louis Rajerson)

https://tononkira.serasera.org/hira/jean-louis-rajerson/samitsara

Mbala lavitry ny dia,
k’aza amiaña tsiñy ‘zaho ô
ka voatery hirasa dia
voatery hiala anao, namako

Mbala be ny mböla ho atao
ka atsika hiasaraka eto ô
tsy tafy hijanoño ëla loatra a
fa fömban-draha ‘zay:
misy fanombohany misy farany

‘zay niarahantsika izay
ho voankazo añ’ala e, havako ô
ny mamy atilëma,
ny mafaiky ampodiana aminakahy i

tsy hisy lolom-pò,
tsy hisy alahelo ô
hatreo ny azontsika natao
k’aza mañadiña, aia ia
ooh, lasa ‘zaho

koa sëndra mahatsiaro,
añy ny adiresy i,
ka manoràta taratasy i
koa sëndra maniñy,
ny vita izay niarahaña
manàña finoaña, mbala hifanakahita…

koa nisy diso vita teto,
aoka hifamëla a, lô lô lô lô
irô izay niaiñana a
tsisy haniTsiky dia ampyñënantsika aia ia ô

samby hahita izay iriny
ahita ny riziky
ho lava andro hiaiñana a
ahita mitady
aia ia ô oo, samitsara tsiah

raha sëndra mahatsiaro,
añy ny adiresy ,
mba manoràta taratasy
raha sëndra maniñy,
ny vita izay niarahaña
manàña finoaña, mbala hifanakahita…

raha sëndra mahatsiaro,
añy ny adiresy,
mba manoràta, manoràta
raha sëndra maniñy,
ny vita izay niarahaña
manàña finoaña e ia

samitsara anao
samitsara aaaaaaaa
samitsara a

ho adiñanao zaho
ho adiñanao zah samitsara anao
ho adiñanao zaho namako ooo

samitsara aaaaaaaa
eee ëla ny ëla aaa

añy ho añy mety mbola hatsiaro
añy ho añy mety hifankahita
nëfa ndraiky mety ho ëla be

samitsara aaaaaa

Tonony sy feony : Jean Louis Rajerson

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jean Louis Rajerson
Mpamaky : 259
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 29/01/2019 12:23:11
ID : 11339

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo