Aporatiana (JEAN KELY sy BASTH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy niagny no nanintona ê
Ny hisaraka aminao
Fa vintan-draha tsy ala-tsiniko
Tsy afaka hiaraka e

Ny andro nimehanisy
Ny hisaraka amin-draha tiana ê
Fa tsy anjara ka mionona e
Na dia be aza ny nenina e

E aporatiana mionona arô
Nandaozako anao aty ny raha tsy ignia
Mangidy koa mihoatra ny tia ê
Fa ho amigna atsiatry migna atsiah
Aporatiana mionona rô (2)

Aza arahin-tomany zaho ô
Manjary malahelo lava e
Sitrano, toniho fo n’enao, atodiho ny sainy
Na dia ho avy aza ny taraignany

"Eee Aporatiana mionona ê
tsy niniako agnie ny nandao agnao igny
fa Andriamanitra mandahatry ny raha jiaby
sy izay fantany fa hahatsara
Mionona (2) angahy a
--------
Rohy:
Hevitra
kolo ( 25/11/2015 12:37)
Misy diso maromaro an !

Inty no marimarina kokoa

Tsy iniako no nanigny e
Ny hisaraka aminao
Fa vintana tsiagna tsy mitovy
Tsy afaka hiaraka e

Nianjovy mehalizy
Ny hisaraka amin-draha tiagna ê
Fa tsy anjara ka mionona e
Na dia be aza ny nenina e

Aporatiana e mionona arô
Nandaozako anao aty ny raha tsy inia
Mangidy koa mihoatra ny viha ê
Fa ho amigna tsisatry mignah tsiah
Aporatiana e mionona arô Aporatiana e mionona ianaô

Aza arahin-tomagny zaho ô
Manjary malahelo lava e
Sitrano ny fonao, atodiho ny saigna
Zahano ny ho avy, aza mitaraigna

Aporatiana e mionona arô
Nandaozako anao aty ny raha tsy inia
Mangidy koa mihoatra ny viha ê
Fa ho amigna tsisatry mignah tsiah
Aporatiana e mionona arô Aporatiana e mionona ianô

Eee Aporatiana mionona ê
Tsy iniako agnie ny nandao agnao igny e
fa Andriamanitra mandahatry raha jiaby
izay no fantany fa hahatsara
Mionona Mionona mignah ngay a

Aporatiana e mionona arô
Nandaozako anao aty ny raha tsy inia
Mangidy koa mihoatra ny viha ê
Fa ho amigna tsisatry mignah tsiah
Aporatiana e mionona rô Aporatiana e mionona ianô
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : JEAN KELY sy BASTH
Vangy : 6118
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahaga Xavier E
Daty : 23/01/2003 11:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118