Mpankafy (Jahsil x Reallion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy niany fa efa ela
Vao Naheno Zik nao efa Love zaho
Tiatiako maheno feonao manao akapela
Zao amin'izao fa karah mandômby zah mizah Clip nao Mapela
Anao mi-tchatte, zah vô-flatte
Olo karah anao io Kam ndrô tiako alaiko vady e
Tsy magnino hoa Zaho hohataon'olo murpkj mitapy fa Taraiky am Style nao hoa zah
Andro raiky toa zato taminakay nahitako anao
Koboko anao amin'ny Fahitalavitra fa ianao tsy mahita zaho
Zaho tegna voasariky, izy koa amin'ny mombamomba anao
Aigny nakay saigny mandeha lavitry,
Hiaraka aminao zany raha mbô sarotry

Réf:
Haiko zaho fa tsy hitanao, aleoko mankafy gmin
Mbô Eto aho mitazana amin'ny sisiny avao, mijanona ho mpankafy
Haiko zaho fa tsy hitanao, ka aleoko mankafy
Fa eto aho mitazana amin'ny sisiny avao, mijanona ho mpankafy anao
Haiko zaho fa tsy ho hitanao, dia aleoko mankafy
Fa Eto vzlxmhm aho mitazana amin'ny sisiny avao, mijanona ho mpankafy
Haiko zaho fa tsy ho hitanao, aleoko mankafy
Fa eto aho mitazana amin'ny sisiny avao, mijanona ho mpankafy anao

Koboko anao nomaly nandalo tamin'ny kartie
Kaiky anao igny tegna karah sary agnatiny fb
Fa niany anao hagnano kabaret
Zah tsy maintsy ho avy akeo na hotrino prix d'entrée
Mbola anao zaraiky Star-nakay number one
Aminao zah manaiky inspiration-nao tsy lany
Mahita clip nao Zaho tsy mahalany hanina, aminao zah Taraiky

Andro raiky toa zato taminakay nahita anao
Koboko anao amin'ny Fahitalavitra fa ianao tsy mahita zaho
Zaho tegna voasariky, amin'ny mombamomba anao
Aigny nakay saigny nandeha lavitry,
Hiaraka aminao zegny raha mbô sarotro
Réf :

Jahsil x tononkira.serasera.org Reallion - Mpankafy ❤️
RANDRIANANTENAINA Heritiana Jean Séraphin (Tsy kivy)
Écrite: 14 juillet 2026 ❤️

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jahsil x Reallion
Vangy : 29
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kabuto
Daty : 14/07/2026 07:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299