Mandalo (Jahmisa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Intro
Nefa tsy hainao fa ny hatsaranao nge mandalo
Mandalo mandalo mandalo mandalo…

Za aza raisinao ho toy ny fahavalo!
Fa falyfaly ery enao ra azoko!
Nefa tsy hainao fa ny hatsaranao nge mandalo!
Mandalo mandalo mandalo mandalo…

Raha endrika izy ikoizana, d ny foko nandihizany ny vatako!
Lalana no novoiziny, Tany ambany no notohizany!
D za hono vahiny ‘oun d izy hono vangiana
Tsy topony hono aho aloha fa mpindrana!
Zay ny tiany mba ho itany!
Zay vitany d vitany!
Izy mikôzy efa dose e!
Za nefa kôpy we fa love izy!
Alefako ny mm d à l’aise izy, à l’aise izy, à l’aise izy!
Ts1n mila kôfa fa zay le filaina!
Za nefa eto raha za le ilainy!
Zay le foto’ny tsainy, Amelona ny ainy!
Heverinao fa kanto sady meva ny fiananao raha foinao ho ahy ny anao!
Tandremo fa ny lehilahy, fitaka ny lehilahy mahazo d miala a!

Za aza raisinao ho toy ny fahavalo!
Fa Falyfaly ery enao ra azoko!
Nefa tsy hainao fa ny hatsaranao nge mandalo!
Mandalo mandalo mandalo mandalo…

Señorita m’fly enao d mifaly a!
Ataovy zay mba vita!
Enao ane maditra!
Sady be mpitsiriritra!
Ny pozinao, bikanao OK!
Babonao ny foko OK!
Ho ajanoko ny taoko sy ny coke OK!
So d tafahotra e, sod tafahotra e, OK! OK!
Za ny Escobar d enao le Tàtà !
Mitsiriritra ny akama ary enao le tatanako !
Tsy alana eto antanako enao le nirina ho any mba fananako!
Ny fonao fo vato fa tsy we fo volamanena!
Tsy miandry ny ho tiavina fa miandry izay omena!
To miloko mainty fa tsy we miloko mena!

Za aza raisinao hoy toy fahavalo!
Fa falyfaly ery enao ra azoko!
Nefa tsy hainao fa ny hatsaranao nge mandalo!
Mandalo mandalo mandalo mandalo…
Outro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jahmisa
Vangy : 877
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : CarlMarX
Daty : 07/02/2020 14:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1412