DANCE MLAY (swaj rh'yew nam'rey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:OSCARYOH:ty tena poinsa!} Andao idance a
miaraka }
@j.O.D.S *2|
SWAJJ:dia miara mandi dia miara mkorana ataotsik io fa revy mafana tandremo so mamo ka tsy voatana an!tantely io d mamy zany revy zany*2|oeto namana retr fa ny fet manapetr|d az mtondra poketr fadio msetrasetra*2.
REF:*2
DRO'SAMUE:hoantsik z von andi mekamekar mbola ts amp ny at dia nareo z mbola taraiky mandrosoa manantona fa raikitra fety d mandrais bus na taxi sipa ts miavon band mandi io wa ts mifid na matav na mahii!d pare v nareo aw antanana ref za lo miants az mihanahan aw l ts mator tongav elah raha hanala sorisory.
REF:*2
JUST:az mihafahaf fa fettsika ny any alaviro any alavitra any ireo tomany iaraka itsik ka h faly ny fo na kofa na tsin aza d salou d mb competent fa io wa ts mila argent d alaivo ar ko sambory ahetseo atrany ambany atrany ambony! !
INSTRUMENTAL:DJ GUEZ
AUDIO:NICK
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : swaj rh'yew nam'rey
Vangy : 1365
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : santatramichaelrakotomalala
Daty : 24/12/2015 01:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2117