HARENA (IZY MIANAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy indroa mandeha ianao
No miaina eto an-tany
Ka zay sitrakao atao
Dia ho tanteraka avokoa
Ny fananana an-dravola
Tsy ho entinao idola
Raha tsisy ny fanahy
Mety ho sola

Fa raha tsisy fahoriana
Ny taranaka bzdu any afara
Izay mamy avelanao
Dia ho voarakitra ho tantara
Tsy hanenenao ny soa
Ny tontolo iainanao
Ka hatsarao re izay ratsy fanao

Teny mba atsipy ny ahy Zany o!
Ho an'ny daholobe
Tsy iray eudcn ihany eh!
Ka raiso re raha toa ka
Mba sitrakao
Samy ahatsapa tena
Ho olom-baovao

Ref:
Ho thnydon entinao ho aiza ny harena?!
Sanatria tsy hitoetra hanaraka anao eh!
Raha lasa tononkira.serasera.org ary ianao ka tsy hiverina intsony
Tsy ho voavidinao koa raha ny ao ambony.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IZY MIANAKA
Vangy : 2617
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tatchy
Daty : 07/11/2015 14:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302