Ry Tanora (iFety)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora fzawa ianao
Mbola ezaka ny dia
Maro ny safidy
Maro ny fanamby
Fa ny fotoana mandalo
Tsy miverina intsony
Koa ataovy tsara ny anio
Fa hitondra soa ho anao
Aza avela ho resin'ny hakamoana
Aza avela jkeg ho voafitaky ny ratsy
Toetra tsara no harena
Hitsara ny ho avy
[Fiverenana]
Mba tsy hanenina rahampitso
Manaova mendrika anio
Miezaha, mazotoa, mijoroa hatrany
Mivavaha, mianara miasa
Fa ny ho avinao, eo an-tananao
Ny fahendrena no manokatra varavarana
Ny fahamarinana no ankasitrahana
Ny namana tsara manampy tononkira.serasera.org anao hiakatra
Fa ny ratsy kosa, misintona tnxpb anao hidina
Raha misy fakam-panahy mankany amin'ny lalan-dratsy
Tsarovy fa ianao no misafidy
Ny fahendrena no herinao
Ny finiavana no lakile ho fahombiazana
[Fiverenana] ⅹ 2
Mba tsy hanenina rahampitso
Manaova mendrika anio
Miezaha, mazotoa, mijoroa hatrany
Mivavaha, mianara miasa
Fa ny ho avinao, eo an-tananao
Mbola ezaka ny dia
Maro ny safidy
Maro ny fanamby
Fa ny fotoana mandalo
Tsy miverina intsony
Koa ataovy tsara ny anio
Fa hitondra soa ho anao
Aza avela ho resin'ny hakamoana
Aza avela jkeg ho voafitaky ny ratsy
Toetra tsara no harena
Hitsara ny ho avy
[Fiverenana]
Mba tsy hanenina rahampitso
Manaova mendrika anio
Miezaha, mazotoa, mijoroa hatrany
Mivavaha, mianara miasa
Fa ny ho avinao, eo an-tananao
Ny fahendrena no manokatra varavarana
Ny fahamarinana no ankasitrahana
Ny namana tsara manampy tononkira.serasera.org anao hiakatra
Fa ny ratsy kosa, misintona tnxpb anao hidina
Raha misy fakam-panahy mankany amin'ny lalan-dratsy
Tsarovy fa ianao no misafidy
Ny fahendrena no herinao
Ny finiavana no lakile ho fahombiazana
[Fiverenana] ⅹ 2
Mba tsy hanenina rahampitso
Manaova mendrika anio
Miezaha, mazotoa, mijoroa hatrany
Mivavaha, mianara miasa
Fa ny ho avinao, eo an-tananao
--------
Rohy:
