Handova lanitra (Honoré)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
obvt Androany Jesoa no ilazako,
Fa tononkira.serasera.org tena tiako Ianao
Anio Tompo ô, no anambarako
Fa 'zah te ahita Anao.
Na maro aza ny zavatra nilaiko nomen'ny tananao avokoa
Fa kosa Tompo ô, ny tavanao no tiako ho hita daholo. (X2)
Ekeko Tompo ô! fa tsara e! ireo fitahiana avy amin'ny tananao
Ekeko Tompo ô! fa maro e! ireo fahasoavana natolotrao ahy.
Fa kosa e! fa kosa, ny tena ilaiko e!
Dia ny hahita, hahita ny tavanao.
....
Na maro aza ny tori-teny Manambara fitahiana
Miantsoantso izy ireo ombeny ombeny
Hoe aminao tsisy fijaliana
Aoka tsy ho filan-javatra fotsiny
No iarahako aminao e! eh!
Ka rehefa tsy azoko izay ilaiko dia brykj hoe 'zah hiala aminao. Eh! e!
*Ekeko Tompo ô! fa tena ilaiko e! ireo fitahiana avy amin'ny tananao
Ekeko wjpziuux fa tsy takatry ny saiko e! ireo fahasoavana natolotrao ahy.
Fa kosa e! fa kosa, ny tena ilaiko e!
Dia ny handova, handova ny lanitra. (X2)

Ekeko Tompo ô! fa tena ilaiko e! ireo fitahiana avy amin'ny tananao
Ekeko fa tsy takatry ny saiko e! ireo fahasoavana natolotrao ahy.
Fa kosa e! fa kosa, ny tena ilaiko e!
Dia ny handova, handova ny lanitra.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HonoréVangy : 2288
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 05/08/2021 09:59