Fitia vita voady (Herilala Rasolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[Couplet 1]
Vao nitopy izany maso,
Toa tsapako ato anaty
Ilay endrikao manintona ahy,
Manaitra fo amam-panahy
[Couplet 2]
Izaho anie mba toa anao,
Resinao voa tojo anao
Ilay masonao mahasarika ahy,
Malefaka toa mamiko
Ny andro anio tsy ho adinontsika roa
Ilay andro soa tena mamy tokoa
Fotoana tsara indrindra tsy manam-paharoa
Havaozintsika ato androany
Ilay fitia tany am-piandohana
Ho tokatrano soa feno hafanana
[Refrain]
Mpifankatia tokoa isika roa
Hifampitantana hatrany n’inona n’inona hanjoa
Na ny mafy na ny mora, hifanampina avokoa
Fitia vita sedra ka ho fitia mandramaty
Voasoratra anio ilay andron’ny Mariazy
Fitia vita voahady mafy orina tsy mba vazivazy
[Couplet 2]
Izaho anie mba toa anao
Resinao voa tojo anao
Ilay masonao mahasarika ahy
Malefaka tena mamiko
Ny andro anio tsy ho adinontsika roa
cyofow Ilay andro soa tena mamy tokoa
Fotoana tsara indrindra tsy manam-paharoa
tononkira.serasera.org kgjcxmnt Havaozintsika eto androany
Ilay fitia tany am-piandohana
Ho tokatrano soa feno hafanana
[Refrain]
Mpifankatia tokoa isika roa
Hifampitantana hatrany n’inona n’inona hanjoa
Na ny mafy na ny mora hifanampina avokoa
Fitia vita sedra ka ho fitia mandramaty
mfwwvjs Voasoratra anio ilay andron’ny Mariazy
Fitia vita voahady mafy orina tsy mba vazivazy
Ô Ô Ô Ô Mamiko ianao !
Ô Ô Ô Ô Tsy foiko ianao !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Herilala RasoloVangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herilalarasolo
Daty : 07/10/2026 20:39