You are here: home > Tononkira > Herify

Tian-janahary (Herify)

Maro zaka mahakivy an-tany e!
Misy ôlogno tsy tia 'zah
Manavakavaka e!
Manao tsinontsinona.
Fa Jesôsy tsy kara 'zegny
Sahy nanolotra ny Ainy
Mba tena tia 'zah
Na 'tah mpanonta. (X2)

Ref:
Halan'olo 'zah ô!! ôh!
Fa tian-janahary e!
Enjehin'olo 'zah
Vao maika manjary e!
Halan'olo 'zah ô!! ôh!
Fa tian-janahary e!
Raha ianao manano ratsy 'zah
Jesôsy mamaly e!

....

Zanahary no miady ho Tsiky dia ampyan'akah
Ka 'zaho tsy mavozo ô!
Fantany ny ao anatiko e! eh!
Na 'tah tsy mivôlagna.
Izy mandray fifonako ô!
Sy mamela avy hatrany arô!
Victoire ho an'akah
Anatin'ny ôlagna. (X2)

Ref:
Halan'olo 'zah ô!! ôh!
Fa tian-janahary e!
Enjehin'olo 'zah
Vao maika manjary e!
Halan'olo 'zah ô!! ôh!
Fa tian-janahary e!
Raha ianao manano ratsy 'zah
Jesôsy mamaly e! (X2)

Raha ianao manano ratsy 'zah
Jesôsy mamaly e!....

Mpihira : Herify
Mpamaky : 67
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : christophe17
Tamin'ny : 16/08/2022 03:02:31
ID : 14479

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo