Hevitra momba ny I neny fiangotingotiana
Hiverina amin'ny I neny fiangotingotiana Hampiditra hevitra
hery (
5 andro lasa)
Misaotra

roja (
7 andro lasa)
https://www.youtube.com/watch?v=cxsM5wkY-eQ&themeRefresh=1

mevachou2016 (
27/05/2016 22:32)
Miarahaba antsika rehetra. Sao dia mb misy mahafantatra we iza kay no mpihira an ito d ina lohateniny azafady: ''fa ny fiverenanao no mbola andrasanay. Ny torimasonao nie tsy ho mandrakizay... rehefa tonga ianao mama ô! Tsy ho kamboty intsony izahay fa afaka iantso we mama indray... ''
Misaotra mialoha tompoko.
Misaotra mialoha tompoko.