Lehibe Ianao (Harilanto feat Mialy Rakotomamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiraiko izao ny faha-lehibeazanao
Ry Ray mpamorona izao rehetra izao
Lehibe ny Anaranao, masina sy marina
Mendrika ho deraina Ianao.

Fihiram-baovao no indro asandratray ho Anao
Fa mahagaga loatra ny fitiavanao
'Zao voahary rehetra izao
Miara mankalaza Anao
Mpanjakan'ny mpanjaka Ianao.

Ref:
Tena tsara Ianao Ray ô!
Tsisy ny tahaka Anao
Miankohoka aminao izahay.
Tsy misy soa anananay
Azonay hoarina aminao.

Hiraiko izao ny faha-lehibeazanao
Ry Ray mpamorona izao rehetra izao
'Zao voahary rehetra izao
Miara mankalaza Anao
Mpanjakan'ny mpanjaka Ianao.

Ref:
Tena tsara Ianao Ray ô!
Tsisy ny tahaka Anao
Miankohoka aminao izahay.
Tsy misy soa anananay
Azonay hoarina aminao.
(X2)

....
Tsara Ianao Ray ô!, tsisy toa Anao!
....

Ref:...

Lehibe Ianao Ray ô!
Raiso ny saotranay
(X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Harilanto feat Mialy Rakotomamonjy
Vangy : 515
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 26/02/2023 17:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4656