Mankalaza (Gun Jiolambups)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malalako
Izaho midera anao mankalaza ny anaranao ô
Fa notseranao ka nomenao ny tananao aho e,
Fa ilay foko efa vato
No sendra mba nahita anao ka nitempotempo indray.
D'ilay saika lasa adala no lasa dada indray
Fa nomenao fo mitempo iray
Ouh ouh ouh

Mankalaza e
Misaotra anao
Fa na ho aiza na hoaiza aho
Tsy hahita ohatranao e
Ary lainga koa raha lainga
Izay milaza ho mihoatra anao eh

Mamy ny anilanao mamy!
Ny hoaviko lasanao any.


Yo, my baby darlin'
Zah tsy hiteny intsony hoe I love you do you know
Mbola tsy niova no! no!
Tsilovy fa mamiratra
Tsy niofo mbola d'or!
Ok tsisy lagy tsisy ady kely na dia.
Fahasambarana ny anilanao baby eh!

All day everytime, je t'aime
Tsika hitaiza everywhere kounkou za fa read'eh

Za oah, mankalaza ny anaranao aho niny eh.
Fa mety tsy ho voavaliko izay vitanao taminah
Zah hoa, midera sy mankalaza ny hatsaranao niny eh,
Fa ny foko manontolo no any aminao.

F'efa nomenao ny anao,
Ka ho afoiko ho anao ny anah.
Dia izay sitrakao lazao
Omeko tsisy nenina.

Yes baby, saotra saotra
Saotra anao tsy nihemotra.
Tsy feno fito ny aotra, aotra.
Be ny fikasantsika nitsefotra.
Fa tsy nahasakana anao
Na koa loza mitatao
Teo anilako ianao baby e.

Faly aho manana anao!
Tsapako aho hoe tinao
Mankalaza anao aho baby eh.

F'any aminao 'lay masoandro
Tara vao maraina isan'andro.
Mamelomelon'aina ny tontolo androko ô.
Malalako ô.

Ouh ouh ouh Mankalaza e.

Za oah, mankalaza ny anaranao aho niny eh.
Fa mety tsy ho voavaliko izay vitanao taminah
Zah hoa, midera sy mankalaza ny hatsaranao niny eh,
Fa ny foko manontolo no any aminao.

F'efa nomenao ny anao,
Ka ho afoiko ho anao ny anah.
Dia izay sitrakao lazao
Omeko tsisy nenina.

F'efa nomenao ny anao,
Ka ho afoiko ho anao ny anah.
Dia izay sitrakao lazao
Omeko tsisy nenina.

Za oah, mankalaza ny anaranao aho niny eh.
Fa mety tsy ho voavaliko izay vitanao taminah
Zah hoa, midera sy mankalaza ny hatsaranao niny eh,
Fa ny foko manontolo no any aminao.

Za oah, mankalaza ny anaranao aho niny eh.
Fa mety tsy ho voavaliko izay vitanao taminah
Zah hoa, midera sy mankalaza ny hatsaranao niny eh,
Fa ny foko manontolo no any aminao.

Yeah
Dedicace ho an'ny andriambavilanitra rehetra
Yes Niggaz! Kopy elah zay!
Atolotra ho an'ilay my only one niggaz
Ilay tokako nigga yeah
#Mackenjih
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gun Jiolambups
Vangy : 648
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 09/04/2022 21:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718