Olom-baovao (GROUPE TAMIA - TOKY NIAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misafoaka loatra ny foko, Diboky ny_hafaliana
Fa kay zaho ty ne ka tiany koa, Tiany hono ka tsy mba hafoiny
Nieritreritra tsy_hivaky loha, Handeha hoany fahoany
Tsy zay nefa ny_lahatry ny Tsitoha, fa handeha hanaraka_Azy

Tonga_izao ny fotoana hiarenako_amin izay
Ka dia olom-baovao, vonona_hiatrika ny hoavy
Efa notefenao tamin ny memy
Miredareda tsy tana intsony

REF
Raha solafaka aho hatrizay, nanenenako_avy ireny
Voasaringotr izao tontolo_izao ny fanahiko saika very
Amin izao efa_olom-baovao, nisafidy fa tsy_an-tery
Vokatry ny foko, ny fitiavako_Anao

2- Marobe ireo ditra nataoko, nohon ny tsy fahalalana
Tena mahamenatra tokoa, lavitry ny fahendrena
Nialako_avy_izany fa tsy mahasoa, very_any aho tsy_hanao intsony
Tapak'hevitra_aho ka hadinoako, ny_ota sy ny_fahazaran-dratsy

Tonga_izao ny fotoana hiarenako_amin izay
Ka dia olom-baovao, vonona_hiatrika ny hoavy
Efa notefenao tamin ny memy
Miredareda tsy tana intsony

REF
Raha solafaka aho hatrizay, nanenenako_avy ireny
Voasaringotr izao tontolo_izao ny fanahiko saika very
Amin izao efa_olom-baovao, nisafidy fa tsy_an-tery
Vokatry ny foko, ny fitiavako_Anao

Nahhhnahhhh ... Raha solafaka_aho, nanenenako
Voasaringotr izao tontolo_izao ...
Amin izao aho_efa_olom-baovao …
Vonona_hanaraka_Anao
(X2)

REF
Raha solafaka aho hatrizay, nanenenako_avy ireny
Voasaringotr izao tontolo_izao ny fanahiko saika very
Amin izao efa_olom-baovao, nisafidy fa tsy_an-tery
Vokatry ny foko, ny fitiavako_Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GROUPE TAMIA - TOKY NIAINA
Vangy : 253
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 0341131376
Daty : 13/05/2024 07:53
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142