Hevitra momba ny TIAKO IANAO

Hiverina amin'ny TIAKO IANAO Hampiditra hevitra
hery ( 14/05/2024 23:24)
Tokony iray ihany ny anaran'ny groupe. (Groupe Tamia) dia avy eo ny mpihira azonao atao ao anatin'ny tononkira.
Ny Tarika Mahaleo izao misy hirain'i Bekoto fotsiny ny hira, misy hirain'i Dama fotsiny, misy hirain'i Dadah sns. Fa ny anaran'ny groupe dia Tarika Mahaleo foana fa tsy hoe Tarika Mahaleo - Dadah sy Fafah etc.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1937