You are here: home > Tononkira > groupe R.T Praise

ZANAHARY O ! (groupe R.T Praise)

https://tononkira.serasera.org/hira/groupe-r.t-praise/zanahary-o-

Jehovah Andriamanitry ny famonjena a
Andro aman'alina no hitarainako aminao
Aoka re ny vavako ho tonga eo anatrehanao
Antongilano @ fitarainako ny sofinao  (x2)

Fa potiky ny fahoriana
Ny Fanahiko
Ny Aiko efa manakaiky ny
fiainan-tsy hita (x2)

o!zanahary oo!
akory ty atao e ?
sa ho takomana koa va
ny tany misy anay e ? (x2)

Izaho mTsiky dia ampyahalala ny hevitra
hieverako anareo e
zanako oh !
Hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza (x2)

o!zanahary oo!
akory ty atao e ?
sa ho takomana koa va
ny tany misy anay e ? (x2)

fa kintana amam-bolana koa va
izay efa tsy tazanay e
sa ho takomana koa va
ny anjara masoandronay ? (x2)

o!zanahary oo!
akory ty atao e
sa ho takomana koa va
ny tany misy anay e ?(x2)

Hevitra mandeha

cotrasl7 (22/02/2020 10:35:48)

ZARAO ho hitan ny namana

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : groupe R.T Praise
Mpamaky : 168
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : cotrasl7
Tamin'ny : 22/02/2020 05:26:38
ID : 12571

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo