Havaozy (Grace praise)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havaozy aho Tompo o hitovy endrika aminao
Tefeo aho Ray o! hitovy lalana aminao
Ny faniriako tsy hanohitra izay lazainao
Fa hanatanteraka aho izay rehetra sitrakao

REF: Fanahy o
Midina eto aminay
Fanahy o
Fenoy ny herinao
Ny vahoaka anao manantena
Ny ho kasihinao
Fanahy o
midina reh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Grace praise
Vangy : 604
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : niechley_gracieux
Daty : 15/11/2020 08:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1469