Tia anao Jesoa (GCA ( Gospel Choir Artistika FJKM Ankadindramamy Fahazavana))

Tianao Jesoa
Tena tianao Jesoa
Miandry anao Jesoa
efa Miandry anao Jesoa
Tianao Jesoa
tena Tianao Jesoa
Haleloia Haleloia
Tianao anie Jesoa
(*2)

Mivavaha,Tsiky dia ampy mahereza
fa Jesosy tsy andaho anao
Matokia, aza Kivy
fa vetivety dia ho tapitra ny adinao.

Tianao Jesoa....

Fa i Jesosy izay
tonga tety
Tonga hamonjy
hamonjy anao

Tianao Jesoa...

Hevitra mandeha

Ketrika69 (05/06/2020 07:02:00)

misaotra ny mpamorona

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : GCA ( Gospel Choir Artistika FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
Mpamaky : 251
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ketrika69
Tamin'ny : 05/06/2020 21:48:52
ID : 12804

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo