GASY TIA FAHENDRENA (GASY WAVE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"GASY TIA FAHENDRENA"

Ndeha yvbiyt isika hiray hina
handresy tia fahoriana
hadinoy re adim poko
fandrosoan- handoko.

Isan’ andininy tononkira.serasera.org :
Gasy tia fahendrena tia fandresena

Ndeha isika hiray hina
handresy tia fanenjehina
hadinoy re fankahalana
fihavan- handoko.

Ndeha isika hiray bghpuoct hina
handresy tia adiady
hadinoy re faharesena
filaminan- handoko.

Tonony xmfa sy feony : GASY-RIJA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GASY WAVE
Vangy : 3456
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasywave13
Daty : 26/09/2007 00:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9195