Raiso (Gasy ploit)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Askin
Marina fa bobaky ny Sipa tsara eee
Tanora koa tsy lany mamy hotran'ny Fary
Na nisy verbal na koz tsy nafaly eee
Fa nareo 2 egal mifameno ny saryee
De hoe hanorina vaovao ataovy jamais,mitovy @ manangana trano vaovao ne zaho nee
Oliee de hiady fototra ve hoaa,tsy aleo ve ny fa misy eo no akarina ho Villa
Conseil zan fa aza raisina ininina,fa tonga eo ny rapitso de fuck elah Askin
Hiainga vetivety ny teny maminareo,de raiso izy fa te hamerina ny @naroe

Skaiz-Refrain
Tazomy izy aza avela handeha,ny hotrazy anie tsy be dia be
Juinii-Refrain
Raiso re ratoa sitrakao re,fa tsisy afa tsy ianao re no tiniiiiiy
ooooooooooooooooooo

Skaiz
Very ianao raha ilaozany hoadinonao ve ireo fahiny
Reo tambitamby safosafo raha lasa eo izy vidinao lafo hoanao no niaretany ny mafy hatramin'izao
De reo hadisona kely fafao

Juinii
Izy tsy handao anao

Skaiz-Refrain
Tazomy izy aza avela handeha,ny hotsazy anie tsy be dia be

Juinii-Refrain
Raiso re ratoa sitrakao re,fa tsisy afa tsy ianao re no tiniiiiiy
ooooooooooooooooo

Tsota
Han!!!
Izy diso,zaho koa moa anjely
Sady lasa olana raha lasa beh lay toka kely fisotro sady tsy miakatra ny sotro
Iafikony anah ny hadisoko
Zah beh mokodoha fa no iza de hiantsoantso a
Fa raha tsy anaty rano kosa tsy velona ny hantsatsa
Ka tambitamby indray no entiko manindray tsy hoe lay zavatra fanaonay zay
Tsy hoadinony mihitsy

Tsota-Refrain
Tazomy izy aza avela handeha,ny hotsazy anie tsy be dia be
Juinii-Refraon
Raiso re ratoa sitrakao re,fa tsisy afa tsy ianao re no tiniiiiiy
oooooooooooooo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gasy ploit
Vangy : 6303
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : berchmansaina
Daty : 30/07/2016 09:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1204