Minia aho hanadino (Gaston Andrianony)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sitrakao ny nandao
Veloma hoy tononkira.serasera.org aho sy masina
Fa izaho hanadino
Hanadino any ao aoriana
Ny tsikitsiky sy korana
Eo nzua anilanao ry tiana
No heveriko hasambarana
Kanjo indrisy fahoriana
Ninia aho hanadino
Irony dinako efa lasa
Ninia aho hanadino
Irony ditrako efa lasa
Ninia aho  hanadino
Irony anaranao uufpgi soa
Ninia aho hanadino
Irony dinako efa lasa
Ninia aho hanadino
Irony ditrako efa lasa
Ninia aho  hanadino
Irony anaranao soa
Hanadino anao  tokoa
Hoheveriko ho ela hoy aho
Hiara-dia ho doria
Izay no anjara sy lahatra
No nandidy ny fitia
Ho fanafodin- sentosento
Sy ny ratra ato am-poko
Noho ny jqncnb rehetra sy taloha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gaston Andrianony
Vangy : 973
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : azteca
Daty : 01/10/2024 08:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0763