Fitia diso lalana (G'AS'TA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tantiko akia ny nahita an-dry ka sanatria tsy hanaraka
Hmm, ny rarakiviko aza niraraka
Nangovitra ny tongotro nijoro tamin'ny tany
dia nanontany :
"Sao dia mba tsisy anjely intsony aza any an-danitra any"

Efa mankaleo, tsy mahagaga intsony ilay toetrana kôfa
Mody mandagolango dia tara joba
Vao mijery dia XXXXX dia "avia nge 'nao aty e "
- Psst, avia nge ndry e ! avy nge'nao aty e
Ishi , vao mifankahita ve dia hifankatia e
'Za tsy tara, tsy taitra, Tsy maikamaika

Fa 'za taitra, niparasaka tahaky ny vera
Tena gina ny foko sahalan'ny nisy beda

Tsia tsia, mihaino ny angolanao tena mankahia (aiza kosa e)
Be vazivazy, manala azy, mpanadala vehivavy
Ny any am-badika ny azy mety efa mary no vita matavy
(aiza kosa e aiza kosa e- zany kosa tena fijery hivelany)

Ref:
Ahoana moa no ndeha hinoako an'izany
Fitiavanao mety hampitomany
Tsy azoko ekena tsy azoko ekena
Fitia diso lalana- Avy eo ianao no manenina
Avy eo ianao no manenina

Raha fitiavana aloha no tediavinao dia nisy fa lany
Sady tsy ianao ilay noheveriko andrindra ny fiainako amin'ny ho avy
Fa mety ianao aza,
Ianao mihitsy no handratra ny foko
XXXXXXXX
XXXXXXX
XXXXX
Fa ianao hiteny hoe : nandaitra ihany ilay fandrika

Dia maty akia ny bandy ange raha ataondry tahaka izany
Za nge tsy mananihany fa tena vonona haka anao ho vady
Fa vola no ataoko solon'ny ondandry
Fa tsy sanatria biriky na sesika vita amin'ny vy

Fa iza moa ianao io e , miseho milay
Miseho ho azy kaly fantsy, fa inona indray
Fa nga za r'heverinao tarana-behivavy
dia andeha anaiky handefitra aminao ? AZAFADYII
Zao aloha tsy vavy e , raha mampitamby
Fa oz'ilay akama izay hoe :
Izay no mahasalama azy

Ref:
Ahoana moa no ndeha hinoako an'izany
Fitiavanao mety hampitomany
Tsy azoko ekena tsy azoko ekena
Fitia diso lalana- Avy eo ianao no manenina
Avy eo ianao no manenina

Dia mety hitsitra , dia mety ho vita raha lavindry ny foko
za rehefa manofy aza amin'ny alina
dia ny anaranao no antsoiko
Izay kôfa mandalo ka manadala dia hoe tia
fa za no hifikitra amindry marina
raha lavindry ny foko, dia mety ho faty ve

Oadray le , f'ianao io anga dia mieritreritra
fa ny joba kely amin'izao dia tena maty eritreritra
Maharaka ny tetik'ady:
samy mpiady
efa enjana ny tany
ka mahaiza mihaina elà ry bandy
Sao d'hitsara, tsy asiko santimaka
f'aleo hazava
mody asiako tsikitsiky eo koa dia iny fa rava
k'aza miseho be fikafika na mampiasa politika
mitady vady ela mahatondra amin'ny andro

Fa ny ahy raha vady ho vadiko
Dia ho ampifalikofaliko
Ko sanatria izy ho ariko
Fa raha voa tiako ny ahy dia tiako
Koa kiaaa
F'ianao lay tiako hanotolorako
Lay fitiaaa
Ho hataoko sanatria zay ampirafy an'driiii

Esory ao anaty fo sy saina izay momba ana
Fa tsy tafa mihitsy ilay amintsika marina oaa
Ekeko enao fa tia saingy tsy asiako rafiny lery
Sa tsy aleo ve mijanona ho mpankafia e

Ref:
Nahoana moa no dia hinoako an'izany
Fitiavanao mety hampitomany
Tsy azoko ekena tsy azoko ekena
Fitia diso lalana- Avy eo ianao no manenina
Avy eo ianao no manenina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : G'AS'TA
Vangy : 3262
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : boutchiiie
Daty : 07/05/2015 18:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736