Playa (FSC ft INS)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INS dans le game
FSC mama ah
Mamay eh (x3)

PIKE :
Mila rivotra dia hitsotsotra amoron-drano
Hanala olana fa izay no nialako tany an-trano
Hanabe maillot ny sipa manao bikini
Handany vola be dia kobo eo indray ny suite-ny
Story story eny amin'ny plage ao no mipikapika sary
Mandihy mandihy ny apis be dia be tsy ho lany
Tekateka be arahana masonjohany
Hanamainty vatana aho fa tady ho fotsy aho izany

INS:
Matsiaro ny taloha izaho
Talohan'ity aretina ity nibabababa
Koa fa vita izy ka io zaho
Miara-manala azy any amin'ny plage magnano maillot

Ref:
Raha te ahita anah mitsikitsiky eih
Hoento any amin'ny plage aho magnano maillot
Mba tarafin'ny masoandro mibaliaka eih (mamay eih)
Any amin'ny plage aho magnano maillot
Ay ay yeah, magnano maillot zaho
Ay ay yeah, magnano maillot agno
Ay ay yeah, magnano maillot
Miara-manala azy any amin'ny plage magnano maillot

IZZLI & EBBOY:
Mafana ny andro oh
Mila manala izay mila maillot maillot tropic coco
Eny amin'ny plage ny rendez-vous anay sy ny poto
Mila miadaladala miaraka amin'ny bandy akama, izaho koa tsy te ahalala
In the playa, fa manala azy (x2)
In the playa

Mahatsiaro ny taloha zaho...

Ref : ....

RIMJAH:
Rivodrivo-dranomasina mitsoka
Isika anaty rano atopatopan'ny onja
Izay igoga dia migoga
Tsy asiantsika limite fa tandremo idiran-doza
Tsisy resaka be intsony fa andeha ihany ve ianao
Raha vonona dia andao isika hiaraka hilalao
Tropical ny feeling, afro dia dancehall ragga muffin

MEK'S:
Splaf ozy ny sea, ity ozy ny xeb
Mandimolotra ialahy mitazona ilay eub
Kay malala mi-bikini decale
Hafanana no manome effet
Alefao mafy ny mozikan'i INS
Viens en enchaine izay apis kely deesse
Atsipitsika amin'ny tongotra ilay tora-pasika izao
Manala azy dia magnano maillot

Ref : ....

Ay ay yeah, magnano maillot zaho
Ay ay yeah, magnano maillot agno
Ay ay yeah, magnano maillot
Miara-manala azy any amin'ny plage magnano maillot
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FSC ft INS
Vangy : 144
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 26/02/2024 20:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0813