Sarobidy (Friends Messengers Gospel (FM Gospel))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mariky ny Fitiavanao ahy
Dia natolotrao ny Ainao hanavotana ahy
Izaho 'lay tsy mendrika ny hiantso Anao
Tsinontsinona aho kanefa,
Mino aho fa Ianao
Efa nilaza fa tsy hanary ahy
Fa Andraikitrao tokoa ny jbcfkshs momba ahy rehetra
Ireo tebiteby, ireo ahiahy
Efa nisinda lavitra e
Ka tsy hanana ahiahy intsony aho
Ianao no hoderaiko
Amin'ny fiainako
Ianao no ankalazaiko
Lay Ray be tononkira.serasera.org indra-fo
Misandrata Ianao
Sarobidy
Noho ny aiko Ianao
Asandratro avo ny Anaranao
Faneva hijoroako amin'izay rehetra atao
Jesosy o, misandrata Ianao (x2)
Ireo tebiteby, ireo ahiahy efa nisinda lavitra e
Ouh ouh aaa
(Tena sarobidy loatra vcwo Ianao Jeso)
Refrain:
Sarobidy noho wlmnqm ny aiko Ianao
Asandratro avo ny Anaranao
Faneva hijoroako amin'izay rehetra atao
Jesosy o misandrata Ianao (x2)
Ianao Jeso
Tsisy tsara mihoatra Anao (x2)
Nahafoy ny Ainy Izy
Foiny mba ho ahy sy ho Anao
Oh Aleloia!
Sarobidy e (x3)
Dia natolotrao ny Ainao hanavotana ahy
Izaho 'lay tsy mendrika ny hiantso Anao
Tsinontsinona aho kanefa,
Mino aho fa Ianao
Efa nilaza fa tsy hanary ahy
Fa Andraikitrao tokoa ny jbcfkshs momba ahy rehetra
Ireo tebiteby, ireo ahiahy
Efa nisinda lavitra e
Ka tsy hanana ahiahy intsony aho
Ianao no hoderaiko
Amin'ny fiainako
Ianao no ankalazaiko
Lay Ray be tononkira.serasera.org indra-fo
Misandrata Ianao
Sarobidy
Noho ny aiko Ianao
Asandratro avo ny Anaranao
Faneva hijoroako amin'izay rehetra atao
Jesosy o, misandrata Ianao (x2)
Ireo tebiteby, ireo ahiahy efa nisinda lavitra e
Ouh ouh aaa
(Tena sarobidy loatra vcwo Ianao Jeso)
Refrain:
Sarobidy noho wlmnqm ny aiko Ianao
Asandratro avo ny Anaranao
Faneva hijoroako amin'izay rehetra atao
Jesosy o misandrata Ianao (x2)
Ianao Jeso
Tsisy tsara mihoatra Anao (x2)
Nahafoy ny Ainy Izy
Foiny mba ho ahy sy ho Anao
Oh Aleloia!
Sarobidy e (x3)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Friends Messengers Gospel (FM Gospel)Visites : 1012
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 13/11/2021 12:23
