Mariage (Freedom Jah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MARIAZY --- FREEDOM JAH (TANTELY SY JACKY) --- vidéo clip 2002.
Ianao no fifaliako
Ianao no fihafiako
Ianao ihany no tiako
Ka porofon'izany
'Zao andro anio izao
Nanekeko anao
'Reo dingana vita
Sy izay efa hita
No namporisika antsika
Hangataka tsodrano
Eny ambony alitara
Ny vadiko papopd ho Malala
Fitia ho doria tononkira.serasera.org
Fitia mahay mifamela
Fitia mahay mifamonjy
Tiako ianao satria
Ianao ilay vady sahaza
Ho ahy vqjagyr mandrakizay
Ianao anjarako ianao
Anilako ianao
Ka ny ahy,ny heriko rehetra
Ho anao tsisy fetra o!
'Reo ditra natao
Nankarary anao
Tsy ataoko intsony (malalako )
Ho tia anao cngzcc aho
Hanaja anao aho
Fitiavana mivoha
Inty aho,inty aho ho anao
Hanaja anao aho malalako
Ny hampijaly,sanatria dia sanatria
Ho tia anao aho ,ho doria
(Tononkira ho alefa eto ihany)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Freedom Jah
Vangy : 60
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kabuto
Daty : 30/08/2026 19:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327