NAMAKO (Francisiko)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy izay no mba nanafatra ahy
izaho isan’andro efa tsy apetrany
izy meky loatra mitady ny mariny
sao tsy tody ny hafatra

      Ino raha nahazo anaro
      zaho kara tsy mba nahita ny olana
      fa nisaraka anareo tsy haiko volagna
      tsy haiko koragna fa nagnino

Ary ianao namako,izy koa o!
izaho tsy mavandy
fa izy mbola tsy hitako naditra
      
      Izy mbola tena tia anao
      anefa tsisy azony atao
      faniriako ianareo mihavana
      ndraiky himpody hiaraka

Ino raha nahazo anaro
zaho kara tsy mba nahita ny olana
fa nisaraka anaro tsy haiko volagna
tsy haiko koragna fa nagnino
      
      Izy mbola tena tia anao
      nefa tsisy azony atao
      faniriako ianareo mihavana
      ndraiky himpody hiaraka...
Ino
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Francisiko
Visites : 2971
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 23/11/2005 18:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.069