Andro iray (FLaMM Ambodivona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Indray andro any hoy Jesosy
raha tapitra ny androko ety
Hifankahita Aminao aho e
hotrotroina an-tratranao

Fiv.
Hampandroso ahy Ianao
Jesosy Lay Tompon’ny fanahiko
Dia ho foana avokoa ireo tomany
Fa vita ny fihazakazahako.

2.
Tohatra miakatra mankany
Mamakivaky iny lanitra iny
Dia ho foana avokoa ireo tomany
Fa vita ny fihazakazahako.
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/flamm-ambodivona/andro-iray
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FLaMM Ambodivona
Vangy : 1067
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 12:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0866