Faha-25 Taona Mpitandrina (FJKM NAZARETA AMBOROVY MAHAJANGA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misaotra Anao ry Ray fa 25 taona izao Jobily volafotsy nanompoana nanao ny asanao
Tsy hitsahatra ny hitory fa hiroso hatrany ny dia
Hampandroso hiara-hiasa amin'ny Nazareta Amborovy

Refrain:
Fa raha izaho sy ny ankohonako kosa
Dia hisaotra Anao mandrakizay izahay
Hatramin'ny taranaka fara mandimby
No ilazanay ny Fiderana Anao

2- Ny ady atrehina tsy mora fa Jesoa no nampahery
Dimby amby roapolo taona naha-mpitandrina an-dRAVELOJAONA Hery
Ny Fiangonana nandroso sady feno hery Fitiavana no nampiray fa sanatria tsy an-tery
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FJKM NAZARETA AMBOROVY MAHAJANGA
Hits : 249
Likes : 0 Like
Created by : sitraka721
Date : 15/05/2025 19:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0713