Hafa ihany (Farahtiana Church)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafa ihany NY miaraka aminao Tompo oh oh oh oh

efa maro no itako teto amin izao tontolo izao e
fa_tsy /mbola misy ni tsara nony/ miaraka_aminao e
fiadanana feno hatsarana
lalandava e.
indrafo na be fahotana
fa maro be
rainay be fandeferana ianao
manadio foana foana isanandro e
na rapitso indray ninona atao
anoloranao_ndray lay masoandro

hafa ihany²
ianao Tompo oh
hafa ihany²
NY eo anilanao e
ndao mba ho any²
iaona am Tompo e
ndao mba ho any²
hainao fa hafa ihany

malakilaky ianao sao tara
(sao tara e)
sao diso anjara(diso anjara e) 2*

mbola maro ireo misalasala
oe anaraka anao vé sa tsia
misy ko ny efa ho lasa adala
satria diso lalana tsy nankaty
mamelà anay Ray ohhh
tsy fantatray ny ataonay
ohhh
za ts_iala_aminao intsony e
na inona inona fankampanahy
n inona midona e
râ mbola eo ianao tsy misy mampanahy

hafa ihany²
ianao Tompo oh
hafa ihany²
NY eo anilanao e

malakilaky ianao sao tara
(sao tara e)
sao diso anjara(diso anjara e) 2*

mifona aminao isanandro²
noho reo fahotana vitanay
avy aminao irery anie ilay masoandro
(hatrizay tsy mety mbola takatray
(hafa ihany ianao Ray) (2*)

hafa ihany²
ianao Tompo oh
hafa ihany²
NY eo anilanao e
ndao mba ho any²
iaona am Tompo e
ndao mba ho any²
hainao_fa hafa ihany e

malakilaky ianao sao tara
(sao tara e)
sao diso anjara(diso anjara e) .......
--------
Rohy:
Hevitra
Nielako ( 17/01/2019 22:16)
Diso le nanoratako an ilay anarana mpihira. Tsy haiko oe aiza no manitsy aza. Tokony Farahtiana fa tsy Faratiana . mankasitraka indrindra
Mambinina ( 20/02/2020 01:45)
Makasitraka fa tsara ka!!!!!
cantout ( 17/10/2020 17:02)
Tsara kokoa raha atao teny gasy mazava tsara tsy be diso tsy pelina :)
hery ( 18/10/2020 13:44)
Afaka mametraka fanitsiana foana
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Farahtiana Church
Vangy : 2136
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nielako
Daty : 17/01/2019 22:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2529