Efa Anao aho Jeso (Fara ANDRIAMANJATO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tsy hiandry fitahiana miavaka
Vao hanandratra fisaorana
Na tsy misy izany na ho tapaka
Efa Anao aho Jeso
Izaho tsy hiandry fitahiana miavaka
Vao hanandratra fisaorana
Na tsy misy izany na ho tapaka
Efa Anao aho Jeso

Ref: Ny finoako izao no lalim-paka
      Ampy hisedra ampy hahazaka
      Izay miseho tsenaiko hirahira hoe:
      Efa Anao aho Jeso

Izaho tsy hiandry fitsapana mahamay
Vao hipololotra vavaka
Ny sonia aty am-poko hatrizay
Efa Anao aho Jeso
Ref: Ny finoako izao no lalim-paka
      Ampy hisedra ampy hahazaka
      Izay miseho tsenaiko hirahira hoe:
      Efa Anao aho Jeso
      Ny finoako izao dia lalim-paka
      Ampy hisedra ampy hahazaka
      Izay miseho tsenaiko hirahira hoe:
      Efa Anao aho Jeso
IZay miseho tsenaiko hirahira hoe..
Efa Anao aho Jeso
IZay miseho tsenaiko hirahira hoe
Efa Anao aho Jeso
Fara Andriamanjato" Efa Anao aho Jeso"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fara ANDRIAMANJATO
Vangy : 291
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 23/09/2025 14:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1139