Mifankatiava (Fanjava bory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O o oh Mifankatiava ah Mifankatiaka ah,
atsika eto ambony tany
Atsika eto ambony tany
Olo mandalo oh (x3)
Na ireny vitsiky ๐ ireny
Mahay mifagnaraka
Na ireny vitsiky ๐ ireny
Mahay mifankatia
Izy kao mitrรดtro, (x2)
Mifampiarahaba !
Sady mifampihoroko oh
Mifangampy eyah
Izy koa miasa (x2)
๐Play back๐
Mifankatiava ah !
Aza mifamono oh
Aza mifamosavy eyah
Mahaiza mifagnampy eh
Aza mifamosavy eyah
O havako oh
O namako oh
Aza mifamono oh
Aza mifamosavy eyah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanjava boryVangy : 85
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RCMDJ
Daty : 02/07/2025 11:29
