Raozy iray (fan'i feat rhyitsi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sasak'alina ah raha tonga indray lay ora
Dia tsy afaka ato an tsaiko fa enw Oooh!
Nanofinofy za tsy hiandry haraina akory ah!
hiteny anao we...
ref:
@ fo, @ fo no hitenenako anao tsika tsy maintsy hifankatia fona e!
Nefa ve raha ny amiko Ouh!
Fantatrao ve?
@fo,@ fo no antenaiko Anao fa za raha tsisy anao dia nanao foana e...
Nefa ve raha za no miova!!!
Tantinao ve eeee...
Fa ny ahy sy Anao x2 !
( henoy fotsiny aho loha fa zao ne...x2 )
Fa ny ahy sy Anao x2 !
( henoy fotsiny aho loha fa zao ne...x2)
Couplet1
Fa androany enao dia lasako mazava any @ tany iray,
Zay feno misitery nefa misy teny iray
Omeko anao androany dia henoy tsara ihany aloha!
Fa misy kay ny hoe:...
Fa tena tiako!
Hiaraka @ nao hatr@ zay hefa niriko !
Ho voady mandra maty zay mba ditranao hefiko...
Rah ny alaheloko rehetr atr@ zay hefa nafoiko ouuuuh!
Fa zay misy anao ouh!
Hefa hitako ny lalana makany zao dia zao !
Hilazako @ nao hoe otrzao raha mba mitia
Kalokaloina foana rahatrizay fa matokia enw no ataoko namana eo imason olona ie aaah
Ka samy hiandry an ilay mihonina eo fona ah!
Aiza ho aiza ary ilay fo eh!
Fa raha ny fitiavako anao itako eny fona ah!
Aiza ho aiza ary lay fo eh!
ref:
@ fo, @ fo no hitenenako anao tsika tsy maintsy hifankatia fona e!
Nefa ve raha ny amiko Ouh!
Fantatrao ve?
@fo,@ fo no antenaiko Anao fa za raha tsisy anao dia nanao foana e...
Nefa ve raha za no miova!!!
Tantinao ve eeee...
Fa ny ahy sy Anao x2 !
( henoy fotsiny aho loha fa zao ne...x2 )
Fa ny ahy sy Anao x2 !
( henoy fotsiny aho loha fa zao ne...x2 )
Couplet2
Mbola tsy rahampitso ny androany fa enao tiako ma piso ,
Nanonofy anao ah fa ho any hono kay rahampitso
Fa tiako enao
Fa tena tiako enao!
Omeko anao anie lay RAOZY IRAY fa tiako enao,sa hoe tsy izany ve?
Hefa fantatrao anie fa za ne tia manda e,
Tsy maninona koa nge raha bedy ny mama
Fa raozy anie izy io @ ilay manitra be,fa rah love ne izy io dia ny ahy mamy b !
Hanembonako anao @ androko rehetra
Natokako ho anao madio tsisy fetra!
Raha za no mihangavy io ... dia ianao mamaly e
Fa raha tady ne izy ho dia mazaka be!
Amatoranao ahy
Hefa fantatrao anie fa za le mamay
Akanao any...
Feno loatra ity foko milanao zany
Ka zay no ilazako
any @nw hoe
@ fo, @ fo no hitenenako anao tsika tsy maintsy hifankatia fona e!
Nefa ve raha ny amiko Ouh!
Fantatrao ve?
@fo,@ fo no antenaiko Anao fa za raha tsisy anao dia nanao foana e...
Nefa ve raha za no miova!!!
Tantinao ve eeee...

@ fo, @ fo no hitenenako anao tsika tsy maintsy hifankatia fona e!
Nefa ve raha ny amiko Ouh!
Fantatrao ve?
@fo,@ fo no antenaiko Anao fa za raha tsisy anao dia nanao foana e...
Nefa ve raha za no miova!!!
Tantinao ve eeee...
Fa ny ahy sy Anao x2 !
( henoy fotsiny aho loha fa zao ne...x2 )
Fa ny ahy sy Anao x2 !
( henoy fotsiny aho loha fa zao ne...x2)
Fa ny ahy sy anao?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : fan'i feat rhyitsi
Vangy : 1260
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakotonirinatafitasoaniando17
Daty : 22/08/2017 10:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2272