Hiova (ETHANNE Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nilomanosako ireo ditra sy ny adalana
Tsisy tsy nataoko avokoa ireo karazam-pahotana
Nandramako avokoa fa tsy nisy nahasoa
Kanjo fahoriana lava no niainako

Nilomanosako ireo ditra sy ny adalana
Tsisy tsy nataoko avokoa ireo karazam-pahotana
Nandramako avokoa fa tsy nisy nahasoa
Kanjo fahoriana lava no niainako

Ref:"Mahatsapa ireo ratsy vitako aho ka manenina
Raha sitrakao ry Ray anio dia hiverina Aminao
Mahatokisa manomboka anio fa hiova aho
Tsy hamerin'intsony ireo ditrako hatrizay

Mahatsapa ireo ratsy vitako aho ka manenina
Raha sitrakao ry Ray anio dia hiverina Aminao
Mahatokisa manomboka anio fa hiova aho
Tsy hamerin'intsony ireo ditrako hatrizay

2-Taty aorina nefa vao fantatra
Fa ny eo akaikinao no mahasambatra ahy
Ireo ditra sy adalana efa nafoiko sy nialana
Ka 'lay fiainam-baovao no fanantenana

Ref :Mahatsapa ireo ratsy vitako aho ka manenina
Raha sitrakao ry Ray anio dia hiverina Aminao
Mahatokisa manomboka anio fa hiova aho
Tsy hamerin'intsony ireo ditrako hatrizay

Manenin'aho ankehitriny,vonon'aho hanaraka Anao
Inty ny foko Tompo ô!ny fiainako Anao manontolo...

Ref : Mahatsapa ireo ratsy vitako aho ka manenina
Raha sitrakao ry Ray anio dia hiverina Aminao
Mahatokisa manomboka anio fa hiova aho
Tsy hamerin'intsony ireo ditrako hatrizay

Mahatsapa ireo ratsy vitako aho ka manenina
Raha sitrakao ry Ray anio dia hiverina Aminao
Mahatokisa manomboka anio fa hiova aho
Tsy hamerin'intsony ireo ditrako hatrizay

Mahatokisa manomboka anio fa hiova aho.....
A/C:Tahina sy Tsihory
--------
Rohy:
Hevitra
Dorat ( 15/04/2022 21:15)
AMPY ZAY NY ditra sy ny rendrarendra fa mandalo zao fiainana izao.
'Ndao" HIOVA"
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ETHANNE Groupe
Vangy : 379
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Dorat
Daty : 15/04/2022 22:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1432