Lasan'ny Vazaha (Elidiot feat Mijah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nadikan'i > FRAPOLI Tsitsï Ryan :)

ELIDIOT:
Amin'ny 08.30 'zah tonga an-trano
Somary taraiky nirava!
Varavarana jiaby nihidy tsy hita i maman'ny zaza.
'Zah gaga sahiragna lagny fagnahy
Nandeha aiza_eky madamo 'gnah
Entana tan-tragno 'ndreky napetrany
F'izy nahazom-bazaha.
Nanontaniako olo ambadiky 'nay
Jiaby nilaza fa tsisy nahay.
Nokahiako @télepho-ny fô apah!!
Tsy nisy nandray.
Taratasy nisoratany,
Lohako narary 'zah tsy tafandry.
Veloma anao baban'ny zaza
Fa 'zah lôso andafy, fa_anao mampamangy
'Zah lasan'ny vazaha.

FIV: (lasan'ny vazaha)
Lasan'ny vazaha ny vadiko lety, lasan'ny vazaha
Lasan'ny vazaha ny vadiko lety, lasan'ny vazaha!
(Lasan'ny vazaha ny vadiko ô!) x3. {Bis}

((Feon-kira...))

MIJAH:
(Yeah!!) Vonjeo aho fa maty r'zalahy
Fa ny vadiko lasan'ny vazaha
Veloma sisa napetrany
Fa lasa hono izy fa nahazo visa
De tavela teto '(z)ah sy ny zaza a!
(Ntsôo! tena mahagaga ah!)
Tsy haiko le hoe le 'zah le sahirana
Tsy mahavita an'izay plaisir-any
De lasa izy nitady any an-kafa
(Humm! de aveo 'lah nifirany)
Isan'andro ah omeny lamosina
Mbola tsy tonga saina ihany
Hay 'kay i ngah mena sofina ihany
Mahatonga azy manao izany
De tavela ah sy_ny fahan-trako où!
Tsisy n'ino² afaka ataoko
Fa de_ranomasoko hoa no fafako!

FIV: (lasan'ny vazaha)
Lasan'ny vazaha ny vadiko lety, lasan'ny vazaha
Lasan'ny vazaha ny vadiko lety, lasan'ny vazaha!
(Lasan'ny vazaha ny vadiko ô!) x3. {Bis}

((Feon-kira...))

MIJAH:
Satria ve hoa 'zah bandy simple
Tsotra tsy mba tia lamôdy!
De nasolonao Papa sôsyi?
(Ka reny no tompon'ny BÔBY)
De navelany 'le trano bongo ouh!
De izy hanambady vozongo ouh!
'Zah tsy haka lagy fa valiako an-kira
De "dédicace" ho anao oa
Le hiran'i Elidiot 'le tsy "pointure".

ELIDIOT:
Fa tsy magnino! izy lôsogno nandeha
Nirihatany "départ Johnny"
Magnafo_izy lôsogno nibarakay!
Tsiofiko rano anao maman'ny zaza
'Zah koa miambina anjara sahaza
Tsy olagna ana kôa handeha
Tsy magnino koragna mazavà!

FIV: (lasan'ny vazaha)
Lasan'ny vazaha ny vadiko lety, lasan'ny vazaha
Lasan'ny vazaha ny vadiko lety, lasan'ny vazaha!
(Lasan'ny vazaha ny vadiko ô!) x3. {Bis}
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Elidiot feat Mijah
Vangy : 3405
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Tsitsiiloparf
Daty : 01/02/2020 09:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749