Mlay lay lay (ELAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh x2 Tonga zay ka andao ary ilalao
Mila mitsikitsiky ny tava rehefa andro otran’izao
Mifoa maraina tsi courage ra tsi mahita any akama
Dia mitosta any rivy miainga tena mahatamana
Trin’ ELAM dia misi any rta jiou le mandefa kozky matotra dia tadidio
Tsy afaka aminay tsiky2 eka ozy
Fali2 lalandava rehefa miaraka am Douze
Tena tsara eh sambatra azo atao hoe mahafinaritra
Aodony amzay ny deka fefa miainga any ra kartta
Inona moa ra tsy oe anina mo VAZO mafinaritra ,za le Nap’s eh
Ref : Otrany tsra rahefa misy tsiky eny am tare a ,zao nekama rehefa miaraka moov
Falifaly rehefa miaraka am tary e ah ,mahatamana ka dia tsy mahatsiaro mody
Eh ô x6 MLAY lay lay lay lay


Jiou oa cool mazava fa tanoragasy vonona
fa otran’olona rehetra mila midefull
Mba mandende manala be KARAOKE EH mapitapy tale mapierika pandeha negah
Efa voataiza taminy fiainana scarla potena tsisy potika le joba manao talia
Fa tsisy koi kozy eh fa life tsisy pause
Io mila atao malefaka fa mafy2 dozy eh
Sa ahona douze tsindromy io oa mba ande /de anaovy le bagy sekoly sabata eny am kare
Milay ny fiainana fa aza raranao mama fazay ary mbola iady ny andro ho any adalana
Tanora mbola sangany nandalina ny bosy io niondanany @zay hony bogosy
Mapiakatra volume ny pokona ze mihaino ELAM ato ambadika mipidonaka maneno
Ny Tanana alehanay na dia kartie mamay zany ny zoky olona lasa tsy mahafoy anay
Nareo miantoka adalana zay mitondra tsiky2 na herika no ho avy na andro mangatsika
Fety fona ny fiainana vo mandalo ny Tanana mifapitakoritsoka mapiomehy ny bandy akama
Nz olona avy lavitra aza tonga aty tamana akanga sisa nanamborana bandy ny Tanana
Eh ô x6 MLAY lay lay lay lay
Nekamanay mijajika apitanay le kaji ka jereo fa tsy miova fa milay tsy mety ivadika
Revina courage fona rehfa misy drafitra studaka na revy satri foana mba itaps ny
Solda masa manala dia sava zay efatr mitsam efa atram alina no nivanitinitika sy tsikitsiky lava
Mipoitra eny @tava le kofa mamo lava efa malaza RAP ny ahy nvita tsianjaza fa kalaza
Zany mintsy fa tsi lazaina fa valala efa vo aza mietsika tazany reo mety efa tsi koi zany
ANh Ra tsi diso a Karttah zany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ELAM
Vangy : 1110
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hirantsika
Daty : 21/03/2019 10:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0787