Izaho sy ianao (El-kacim)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavan-tsika tohy ny voninkiazo , tsara fofona e !
Nokolohiko mba tsy halazo , fa be fitiavana be he...
Zah anao fa ianao anah , irahy fitia
Ka na ady sarotra han... ny antsika efa ho doriha .

Fa tiko ho ahy irery ianao io ...
Efa nafohiko anao daholo ny amiko manontolo
Ka tsisy hasakana na iza hanaratsy
Fa ny masaka ato ampo ! de izao sy ianao

( REFRAIN ... )
ka naizanaiza misy anao dia tiko ho hisy ahy
Ohatry ny hoe tsy hafa misaraka fa tena tia
Efa vita fatomaty ilay fitia fa aza manahy ianao e ! ( 2 X ... )
Zany ilay fitia hieeeee ... ( 3 x ...)
Ilay fitia hieeeee .

Ilay tsikinao sy tambitambinao
Ireo matamana zah , hefa ainao .
Ilay horokoroka sy safosafo , feno fitiavana
Avy aminao ...

Ilay fitia izay tato anatiko nafohiko anao daholo , satria ianao no tiko mba ho ahy irery
Ilay voady mandramaty raiso toy ny tontontolo tsy ho fona raha tsy tonga ny farany e ! ( 2 X ... )

( REFRAIN ... )
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : El-kacim
Vangy : 1368
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : El-kacim
Daty : 20/01/2020 18:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717