Delira (Dydy Vezoo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaho vintsy tambitamby, safosafonao tsy lany
Zaho na tsisy ewur ariary tononkira.serasera.org tsy nialanao zaho ndre nijaly
Fa zatsy anao zao lie, harenako iha zaho mpanarivo
Tsy ho entsaky anao zaho lie e, hadalako regny zaho malilo

Deliranao zaho ka enga, ka engao zaho ka enga
Ka arianao zaho ka enga, ka engao zaho ka enga x2

Hamato fa tsy ezyxyr valy , fe mifanaraka ampanahy
Ndraiky zaho mamarahy satria tsy hay ty hiafarany
Tsy hoe zaho tsy matoky fa zaho kajo verivery e
Tsika roa anabo donia e, zah tsy hiala sanabavy

Tsy resaky drala na fanagna, nahatamà, nahatamà
Fa agnilanao misy afanagna,  so salama, so diweyi salama x2

Fa zatsy anao zao lie, harenako iha zaho mpanarivo
Tsy ho entsaky anao zah lie e, hadalako regny zah malilo

Deliranao zaho ka enga, ka engao zaho ka enga
Ka arianao zaho ka enga, ka engao zaho ka enga x2

(Deliranao zaho ka enga , ka arianao zaho tavela)
(Ka arianao zaho ka enga, ka arianao zah tavela )

Deliranao zaho ka enga, ka engao zaho ka enga
Ka arianao zaho ka enga, ka engao zaho ka enga x2

--------
Rohy:
Hevitra
Andersen07 ( 25/09/2026 04:19)
Mankafiza finaritro o
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dydy Vezoo
Vangy : 4
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andersen07
Daty : 25/09/2026 04:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305