Miharitra anao (Djanatt)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy an-dohanao mihintsy
Ireo soa mba nataoko ho anao
Na ireo nafoiko ho anao
Toy ny tsy misy izany,
F'ireo adin-tsika no mibahana ao an-dohanao
Ka mahatonga anao manao toy izao
Mbola hanenenanao

Ref: Fa isan'andro aho miharitra anao
Isan'andro aho manaiky anao
Fa vao mainka aho alikainao,
Raha Itanao hoe izaho tsy handao
Diso ianao, amin'ireo fihetsikao,
... Diso ianao, mbola hanenenanao.

2- Tsy hitanao mihintsy
Fa hoe izaho anie dia tia anao
Fa ianao dia toy ny milalao
Tsy mba natoky ahy,
F'isanandro izao laingalainga nomenao ahy
Nahatonga ahy very fanahy
Nefa izay ilay sitrakao

Solo: ...

Ref: ...


Tonony sy feony : Jykah
Nandrindra : Djanatt
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Djanatt
Vangy : 2161
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : T
Daty : 26/11/2015 16:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1284