Be Ambo-po ((DIERSCA) Mc caïm's & Diad)

https://tononkira.serasera.org/hira/diersca-mc-cams-diad/be-ambo-po-1

Tsy tiako enao zay fona no koziko an
marina zany hoy aho tsisy diso
halako ianao no tato an-tsaiko
nefa ny foko tsisy anao toa misento
nahita anareo roa zah narary fo
zah nilaza fa tsy tia ho'aho, 'reny ka hambom-po
niezaka aho nampionon-tena, tsy hitodika any koa
tezitra aho, tsy naharitra ela,ranomaso no lasa aloha

fa marary aho, mahatsiaro mijaly.
noho ny hambom-po be loatra izay nataoko
fa marary aho mahatsiaro mijaly
noho ny hambom-po be lotra izay nataoko

nanindrtononkira.serasera.orgy fo, nilaza fa tsy tia nefa marary an-doha
dia nanary dia
raha sendra misy miantso na mikôty ianao
saropiaro lay fo kely zay be hambom-po
mikôzy hoe tsy mitapy na kos hoe mi-toc aminao
nefa tena love fa ianao no tsy nanam-po
hoe fitia tsy zaka anie ny tao ambadika
fitiavana mavesatra na mody mangarika
na dia tia aza aho dia niaritra
fa miezaka tsy sahy na ny handohalika
am-bava ianao tsy ilaiko fa am-po tena lalaiko
dia raha nandinika ny saiko misy toetra mila ovaiko
ny any aoriana mbola tsy haiko

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : (DIERSCA) Mc caïm's & Diad
Mpamaky : 581
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mc caïm's El jafar
Tamin'ny : 07/03/2018 12:11:12
ID : 10404

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo