taraiky (deraina kayah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mino aho fa ef tony kosa angamb ny fonao
ts nampoizik oe zavtr otran iny d nahateztr anw
k rah azo atao enoy ty vazo ty
nosoratko @fo madio atolotr hoan'dry
ilazako ny ato @poko f zah mbol tia
matsiaro an'ireo vita ,zah ato mpannick
rehf mator ,ny masoko mikipy
otran mahit anw zah ,miarak @le tsiky
le ts afoizak anw ,le nisarik ahy voalohn rah vo nahita anw ...
zw zah matsp ten f oe diso

hifon k iangv @nw rah met piso
reo zavtr nampiad sy ireo zavtr nasostra
ts nis adisonw ren ,f zah n ten fositr
ka miangv anw n fahadisoko avelao
fa ten irer ah oa rah toa k ts eo ianw

refrain;

ef enw ilay nambabo ahy taloh
ka sarotr o ahy ilay iov fo
k miangv anw rah mety e
avelao hivalon izay ts nety e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : deraina kayah
Vangy : 969
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : deraina_kayah
Daty : 13/11/2018 10:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2474