Good bye my friend (davis franklin)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Good bye, good bye...
Dia vita hatreo ny fiarahantsika, hifanafatra isjaun kely hoe:
Aza manadino o, izaho aty hahatsiaro anao
Aza rssxj manadino o,Izaho aty mbola havana

Tsy hita moa fa ny bezrgcmb fianana masiaka, mampisaraka e,
Aza manadino o,
fotoana fohy niarahantsika,
Aza manadino,

ref:
Lasa vahiny ka tomany,
Tiako gadraina eo an-tratrako eo,
Tsy avelako hande lavidavitra any,
Anilako eo, tononkira.serasera.org isan’andro isan’andro,
Tsy hisaraka mandrakizay,

bridge:
Tsy manino fa veloma e,
Tsy mampanino f’aza manadino,
Tsy manino fa veloma ianao,
Samy tsara e...

ref:...
bridge...

Good bye my sugar,f’aza manadino o

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : davis franklin
Hits : 4115
Likes : 0 Like
Created by : rakalakely
Date : 27/02/2007 11:51
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7979