Tsikirikitry (Dadi' Love)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza hanaovako sary adala eh ?
Andao tsika eh, andao tsika eh
Sao mba hvmnovbp tononkira.serasera.org zegny thdvg hialagna jaly eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Anao alohaloha ao 'zaho afara eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Tarita ny orqichcs tsinjaka ataovy hafahafa eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Alefa amin'izay !
Tsikirikitry x4
Io Malagasy misy talenta eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Ireo vazaha ataovy mahita eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Io na antibavy na antilahy
Andao tsika eh, andao tsika eh
Tsisy manaiky fa samby MIPOTSIKA !
Andao tsika eh, andao tsika eh
Alefa !
Tsikirikitry x4
Andao talenta atao tady vola eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Anao koa mitsinjaka, zahay mitehaka
Andao tsika eh, andao tsika eh
Zahay falifaly alefa anao rotsaka eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Probolemo ny starokanao mbola hitresaka
Andao tsika eh, andao tsika eh
Riata !
Tsikirikitry x4
Engana f'aza miraikiraiky eh, engana fa
Aoeh aoeh !
Engana f'aza miraikiraiky eh, engana fa
Aoeh aoeh !
Eh ataoko tsinjaka 'zay tianao, eh ataoko tsinjaka
Aoeh aoeh !
Eh ataoko tsinjaka 'zay tianao, eh ataoko tsinjaka
Aoeh aoeh !
~ Folaka ~
On y va !
Tsikirikitry x4
~ Folaka ~
Andao tsika eh, andao tsika eh
Sao mba hvmnovbp tononkira.serasera.org zegny thdvg hialagna jaly eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Anao alohaloha ao 'zaho afara eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Tarita ny orqichcs tsinjaka ataovy hafahafa eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Alefa amin'izay !
Tsikirikitry x4
Io Malagasy misy talenta eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Ireo vazaha ataovy mahita eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Io na antibavy na antilahy
Andao tsika eh, andao tsika eh
Tsisy manaiky fa samby MIPOTSIKA !
Andao tsika eh, andao tsika eh
Alefa !
Tsikirikitry x4
Andao talenta atao tady vola eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Anao koa mitsinjaka, zahay mitehaka
Andao tsika eh, andao tsika eh
Zahay falifaly alefa anao rotsaka eh
Andao tsika eh, andao tsika eh
Probolemo ny starokanao mbola hitresaka
Andao tsika eh, andao tsika eh
Riata !
Tsikirikitry x4
Engana f'aza miraikiraiky eh, engana fa
Aoeh aoeh !
Engana f'aza miraikiraiky eh, engana fa
Aoeh aoeh !
Eh ataoko tsinjaka 'zay tianao, eh ataoko tsinjaka
Aoeh aoeh !
Eh ataoko tsinjaka 'zay tianao, eh ataoko tsinjaka
Aoeh aoeh !
~ Folaka ~
On y va !
Tsikirikitry x4
~ Folaka ~
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Dadi' LoveVisites : 946
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 07/11/2025 09:22
