Ndao hiara handihy (Comdab)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao indray handihy fa vita ireo adidy izay nandreraka aaaah
Vita ireo adidy izay nandreraka
Hanova ireo jaly ho fifaliana tanteraka aaaah
Mila anao mifaly ravoravo izaho miova
Mila anao mandihy mampifaly ny fo
Ireo sory sy omaly adinoy fa tsy ilaina
Aza misy matory fa revy ity mandra-maraina

Ka andao hiara handihy, miara manalazy
Mahaiza mankafia tsisy bedy io tsisy ho voasazy
Ka andao hiara handihy, miara manalazy
Profite-o ny androany fa rahampitso indray samy maka ho azy e

Na misy courant na koa hoe la bougie
Mandeha ny mandeha fa tsisy kôzy
Eto tsisy matavy na koa hoe mahia
Ny tanjona tokana mila mandihy
Esory ny blème ario any an-trano
Mahaiza mirevy tandremo sao mamo
Fety ilay raha fa tsy misy hoe misaona
Raha tsy ampy ilay bex dory ilay soma

Mafy ny fiainana ka aza sakanana fa aleo hanivana sipa milay
Ambony ny tanana miara mandihy, faly ny ankizy dia mandihy rakay

Ka andao hiara handihy, miara manalazy
Mahaiza mankafia tsisy bedy io tsisy ho voasazy
Ka andao hiara handihy, miara manalazy
Profite-o ny androany fa rahampitso indray samy maka ho azy e

Ianao aza variana fa fety feno hafaliana
Tsy ankiandry hoe rahoviana fa androany d-full magnifique
Misalasala anio ianao fa sao taraiky eo

K'aiza k'aiza.... Dia ahoana a
Ity ny news bômba be tratran’ny taona
Dia aza tsitsina intsony ny aina sanatria misaona
Androany izahay mba mila anao misôma ah!
Ka, alatsakay ary ilay izy mila manafana manafoana ny crise ee
Ela no niandrasana nareo sady efa ngôma ! Ndao hisôma dia ahoana ah!

Ka andao hiara handihy, miara manalazy
Mahaiza mankafý, tsisy bedy io tsisy ho voasazy
Ka andao hiara handihy, miara manalazy
Profite-o ny androany fa rahampitso indray samy maka ho azy e

Tanora koa mila mifety eh
Tsisy kôzy fa ataovy izay mety
Anareo matoa tonga eto ô
Olojiaby koa tsisy mi dôdô
Allô! vita Boulô tsy asiana bedy fa mila mi bello
Ouuh, mlay be ny mouv ô, miara mandihy sady mandihy bello
Allumez la feu, dia mandeha ny mandeha
Mandihy ny mandihy dia avy eo indray mandeha ny mandeha
Izahay efa paré sa ahoana hozy ndry ? miara manalazy ka alefa
Ka alefa zalahy miara-mandihy, ataovy fomba malalaka
Miara-manivana manala maivana tsisy mi-degas
Miara-mandihy otran’izay d'efa ça va

Ka andao hiara handihy, miara manalazy
Mahaiza mankafý tsisy bedy io tsisy voasazy
Ka andao hiara handihy, miara manalazy
Profite-o ny androany fa rahampitso indray samy maka ho azy e
--------
Rohy:
Hevitra
mizaranysoa01 ( 19/02/2019 10:24)
Ahitsio raha toa ka misy diso n tsipelina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Comdab
Vangy : 1558
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mizaranysoa01
Daty : 17/02/2019 11:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719