Azonao (COCO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
     egecohsv Masonao mahita zaho,
     Miaraka amin ’iny mikosiaka hoditranahy
    pzdooj  Feonao mikorana,
     Miangotingoty badabada lela
     Molotronao malazolazo o
     Karaha chewing-gum tiako mitsakotsako anazy
     Vatananao lavalava
     Mahitsihitsy hitako izy indre karaha gitara

             yeks      Ref:
                     Aza misy ny vintana
                     Sanatria,
                     Aza misy raha anariako anao
                     E he,matinao eky zaho
                     Azonao aro zaza iny e

    Randrananao mahiankiana,
    Avilay amin’io f’ tena itiavako anazy
    Akanjonao rebareba
    Miaraka amin’andilananao manifitify hely
    Kiraronao mahintinkitina e
    Misy tongony lava be karaha mandihy anao tononkira.serasera.org amboniny.
    Zaho mahita anao mimoehimoehy e,
    Azoazoko ny ainako karaha tsy ambony tany izaho.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : COCO
Vangy : 2745
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Maditra
Daty : 03/11/2004 20:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319