Number One (Ckycky , Majesty , Rim-ka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy atoro fa hitako aF anao fagnafody manasitrana aa
My melody my energy you make me feel alright
Na hitety vazan tany ii , za efa tsy ahita kara anao.
Valiko alamino sainao , baby girl tiko ho tsapanao.
La zaho malaso d enao babylone
Taloha tsisy anao mi-detonne
Fitiavako anao tsy amin-kilao fa amin'ny tonne.
Koa mbola ianao tsy ambelako alone.
Que l'heur koah za hi abandonne.
Tsisy mahasaraka anyone
Zaho sy ianao karaha dinty mipetaka
Anaty foko anao number one..
Anaty foko anao number one ahh!
Anaty foko anao number one iih eh
Izy koa mbola anao tsy ambelako alone ehh
Anaty foko anao number one ah ah ah...
Fa na maro anie raha mandalo o!
Tokako anao da sa atakalo o!
Na ndraindray toa mimalo o!
Aza avela iah fa tantano o!
Eta laligny ny eranao ,
Ka manahy fa iaho ssy hiala.
Fa hitoetra akakinao za ah..
Fitiavako anao mbola ssy niova
I don't wanna lose ya!
Matinao ny haiko o,
Tena matinao ny aiko o!
Anao lay tsy manampaharoa
Ankilanao ssoa!
Anaty foko anao number one...
Ref...
Baby anao mila money
Anao mila love ih I got you this.
Koa anao mila amena naoty
Ameko dix sur dix.
Position jiaby jiaby tia anao ,
Ameko anao sur plus.
Aza manahy ny amin'ny amaraina.
Fa tsy hainao , tsy hainao , surprise.
Anao tsy hanalana tsy hanampiana
F'anao io perfect o!
Za koa nahazo la grippe , anao ma fervex o!
Fa na oviana na oviana , antsika roe miconnect oo!
My Angelina.
Anaty foko anao number one...
(...)
Source: Safidy English
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ckycky , Majesty , Rim-kaVangy : 260
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english
Daty : 11/12/2025 12:06
