Tiako ho anilako (Ckoji)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ohatran'ny tsy eto an-tany
Lavitra anao ka mahatsiaro anao izaho
Te mba ho any aminao any
Fa mangingina tsisy anao e,
Toa rano sy vary isika sy ianao
Aoka tsy hifandao e
Raha misaraka androany
Raha sitrakao dia mbola hihaona e.

Mahatsiaro anao foana é,
Mahatsiarotsiaro anao zaho ô
Mahatsiaro anao foana aho ô,
Oie malalako ô.
Mahatsiaro anao foana é.


Any alavitra any ianao malala ô
Rehefa mody masoandro
Mahatsiaro anao izaho ô.

Ho avy hamangivangy anao malala ô
Izaho aty tsy tafandrimandry
Tsy anilanao zaho é i é.

Omeo tambitamby aho tiako ô
Ampio teny mamy avy any aminao
Asio hirahira hiraiko ô,
Hamelona ny afo manafana ahy.

Tomany aho tsy mahita anao
Marary aho kia tsy akaikinao.
Tomany aho tsy mahita anao
Marary aho kia tsy akaikinao.

Mahatsiaro anao foana é,
Mahatsiarotsiaro anao zaho ô
Mahatsiaro anao foana aho ô,
Oie malalako ô.
Mahatsiaro anao foana é.

Any alavitra any ianao malala ô
Rehefa mody masoandro
Mahatsiaro anao izaho ô.

Ho avy hamangivangy anao malala ô
Izaho aty tsy tafandrimandry
Tsy anilanao zaho é i é.

Fa ohatran'ny tsy eto an-tany
Lavitra anao ka mahatsiaro anao izaho
Te mba ho any aminao any
Fa mangingina tsisy anao e,

Tomany aho tsy mahita anao
Marary aho kia tsy akaikinao.
Tomany aho tsy mahita anao
Marary aho kia tsy akaikinao.

Any alavitra any ianao malala ô
Rehefa mody masoandro
Mahatsiaro anao izaho ô.

Ho avy hamangivangy anao malala ô
Izaho aty tsy tafandrimandry
Tsy anilanao zaho é i é.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ckoji
Vangy : 460
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 07/04/2023 18:19
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115