You are here: home > Tononkira > Christophe ratrema

Mahantra raha tsy mivavaka (Christophe ratrema)

https://tononkira.serasera.org/hira/christophe-ratrema/mahantra-raha-tsy-mivavaka

Mahantra ianao (2)
Mahantra raha tsy mivavaka (x2)
Anao manambola be
5 mille @ paquet ho ah.
Mahantra ianao ...
Anao mankanjo tsara
Kaostume sy kaostara
Mahantra rah tsy mivavaka

Mahantra ...

Miveizivezy @ bôinn
Makany Tsiky dia ampyeurope makany chine e! (x2)
Mahantra ianao ...

Anao manana baiboly nefa tsy mba mitory akory
Mahantra rah tsy mivavaka (x2)

Mbola hotsaraina ianao
mifohaza fa aza matory e! (x4)

Mahantra ianao e mahantra ianao ô
Mahantra rah tsy mivavaka (x4)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Christophe ratrema
Mpamaky : 167
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Diako
Tamin'ny : 17/05/2020 10:05:50
ID : 12730

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo