Akaikinao (Christian New Generation)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao mamelona ny xkyx foko
Nanova ahy, nanova ahy
Ka ny ahy ny faniriako
Dia ny akaikinao Jesosy mandrakizay

Taomy aho ofed hanatona anao
Ho ento amin'ny lalindalina aho
Te hahalala tononkira.serasera.org anao sy ny ao am-ponao
Fa mamy ny fitiavanao ahy
Mihoatra izao hitako izao
Te hahalala anao sy ny ao am-ponao

Oh Oh klmnje Oh Oh Oh Oh
Lehibe ny fitiavanao ahy
Oh Oh Oh Oh Oh Oh
Lehibe ny fitiavanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Christian New Generation
Vangy : 1705
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rinathie
Daty : 03/05/2017 01:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0625