Tandrignesa (Chorale Za.SPaFi Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha nanino loatra anao rô atsia
Kabarin-Janahary tsy tandrignesinao
Anao variana mibalabala io
Ny hoavinao moa azo antoka? (1x2 fois)

Ref: Drako ô, zaka ambara anao, mitandrignesa
Mandiniha anao manafo ô.
Mivavaha Jesosy fa vonon'ô.
Handray anao (Refx 2 fois))

2. Mivoleza anao ialao reo ditranao
Izy koa mbô hadalana io tsy laninao
Izy koa misy mampanahirana e
Hapetraho an-tànany fa raisiny (2x2fois)

Ref: Drako ô, zaka ambara anao, mitandrignesa
Mandiniha anao manafo ô.
Mivavaha Jesosy fa vonon'ô.
Handray anao (Refx2fois)

3. Avia malaky anao (manafô)
Jesosy mandigny anao  ( mandigny e)
Anao ro tiany ( tsy ariany)
Anao io tsy ariany (tiany) (3x2fois)

Ref: Drako ô, zaka ambara anao, mitandrignesa
Mandiniha anao manafo ô.
Mivavaha Jesosy fa vonon'ô.
Handray anao (Refx2fois)

Chorale Za.SPaFi Antananarivo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Za.SPaFi Antananarivo
Vangy : 236
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 22/05/2025 10:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0713